Entrée | 1 vola madinika |
Mots élémentaires | 2 vola, madinika |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] ireo vola metaly ampahan' ny ariary, izay nantsohra taloha hoe: vakim-bola, dia ny ventisikirobo, ny iraimbilanja, ny lasiroa, ny fitoventisivoamena, ny ilavoamena ary ny varlfitoventy; ankehitriny kosa, antsoina hoe vola me dinika ireo vola metaly: ny roapolo ariary, ny ariary folo, ny ariary efatra, ny ariary roa, ny ariary, ny ventisikirobo, ny iraimbilanja |
Explications en français |
5 [1.13] pièce de monnaie |
Synonymes | 6 vola vy |
Mis à jour le 2024/12/10 |